Annuaire des vidéos Annuaire vidéos
Share |

Jehovah Tompo ô - Antsa an'i Kristy


Nombre de vues: 5,462
Fihirana FFPM 741 1. Jehovah Tompo ô ! Tahio sy hatsarao Ny taninay Tahio ny namanay Ho tia ny teninao Dia mba hazavao Ny nosinay 2. Ovay ny fombanay Ho foin'ny taninay Ny sampiny Omeo fo marina Izao rehetra izao Ka dia mba iantrao Ny nosinay 3. Jehovah Tompo ô Tahio ho olonao Ny zanakay Tahio ho zanakao Tahio ho marina Ka dia ho taninao Ny nosinay 4. Izay mpitondra anay Tahio ho tia Anao Jehovah ô ! Omeo sai-marina Hanao ny sitrakao Ka ampanompoy Anao Ny nosinay

Vidéos liées


Medley Slow - Antsa an'i KristyMedley Slow - Antsa an'i Kristy
07:06
3F - Antsa an'i Kristy3F - Antsa an'i Kristy
05:38
Ny hatsaranao - Antsa an'i KristyNy hatsaranao - Antsa an'i Kristy
05:00
Misaotra Anao - Antsa an'i KristyMisaotra Anao - Antsa an'i Kristy
04:28
Tohano mafy - Antsa an'i KristyTohano mafy - Antsa an'i Kristy
05:57
Fitsaran'olombelona - Antsa an'i KristyFitsaran'olombelona - Antsa an'i Kristy
05:15
Faingàna re JesoFaingàna re Jeso
03:33
HAY TEO FOANA I KRISTYHAY TEO FOANA I KRISTY
04:43
Hitanao aho - Antsa an'i KristyHitanao aho - Antsa an'i Kristy
05:09
Tsara ny mihira - Antsapraise & Antsa an'i Kristy feat Marcel BoungouTsara ny mihira - Antsapraise & Antsa an'i Kristy feat Marcel Boungou
06:22
Antsa an'i kristy - 3F.DATAntsa an'i kristy - 3F.DAT
05:38
Fenoy Tompo - Fill my cup LordFenoy Tompo - Fill my cup Lord
05:32
Hafaliana ho ahy - Laurent RakotomamonjyHafaliana ho ahy - Laurent Rakotomamonjy
04:18
Antsan'i Kristy - tohano mafyAntsan'i Kristy - tohano mafy
06:18
Ny teninao Andriamanitra::Vetson-kiraNy teninao Andriamanitra::Vetson-kira
03:46
Mba faingana re ry mino, Hira FFPM 654 - HobioMba faingana re ry mino, Hira FFPM 654 - Hobio
03:14
Hain'ny Tompo.wmvHain'ny Tompo.wmv
07:31
Hainy atao, Ho anao io, Derao ankalazao - (TGC GMMC Singers of Jesus) Madagascar Gospel CelebrationHainy atao, Ho anao io, Derao ankalazao - (TGC GMMC Singers of Jesus) Madagascar Gospel Celebration
06:03
Tena hafa ihany Antsa an'i KristyTena hafa ihany Antsa an'i Kristy
04:50
Ny foko ry Mpamonjy - Tana Gospel ChoirNy foko ry Mpamonjy - Tana Gospel Choir
04:27
Ry Jesosy mba tantano - Hobio - Hira FFPM 630Ry Jesosy mba tantano - Hobio - Hira FFPM 630
02:23
Ndeha re ho deraina Antsa an'i KristyNdeha re ho deraina Antsa an'i Kristy
03:56
Ampianaro aho - GMMCAmpianaro aho - GMMC
05:33
Ry Tompo zanaharinay (AMPIFITIA FJKM ISOTRY FITIAVANA)Ry Tompo zanaharinay (AMPIFITIA FJKM ISOTRY FITIAVANA)
04:06


Contact | CGU | Partenaires | Qui sommes-nous | Goodies
Copyright 2010 - Info-etudiants.com
Blog étudiant Blog - Flux RSS Flux RSS - Twitter Twitter - Facebook Facebook